|
|
|
|

Entry1  ratsy fitondran-tena
Elementary words  2 ratsy, 3 fitondrana, 4 tena
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1]
Synonyms  7 ratsy fiaina

Updated on 2025/10/11